| Entrée | 1 mahasahana | 
| Radical | 2 sahana | 
| Partie du discours | 3 adjectif | 
| Explications en malgache | 4   [1.1] | 
| Explications en français | 5   Qui peut faire face à un travail [1.3#557] | 
| Exemples | 6   tantsaha dia tsy mahasahana ny andraikitra napetraka taminy, fa mainka manome vahana ny mpanam-bola aza.
[2.606#] 7 Ny vadiny tsy mahay mamaky teny sy manoratra, ary voapempo nandritra ny androm-piainany dia tsy mahasahana andraikitra araka asa. [1.369#] | 
| Anagrammes | 8 hamasahana, 9 mahasahana | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |