Entrée mahatanora (tanora)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Mahatonga ho tanora: Mahatanora anao izao hety izao
¶ (maha-tanora) Antony ilazana fa tanora: Mbola hita ihany ny maha-tanora anao [Rajemisa 1985]

2009/11/17