Entrée mahatsiaro (tsiaro)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mahazo mitamberina indray ao an-tsaina ny sarin' olona na zavatra hita na fantatra tany amin' ny andro lasa: Mahatsiaro an' i Dada aho izany
Mahatadidy, afaka hilaza fa efa nahita na nahalala zavatra na olona iray: Tsy mahatsiaro anao mihitsy aho
Mihevitra: Amin' ny andro sarotra izy vao mahatsiaro an' Andriamanitra
Mahare: Mahatsiaro mangatsiaka aho izany [1.1]
 Mamerina indray ao an-tsaina ny zavatra efa lasa [1.13]
Explications en français Se souvenir, se rappeler [1.13]
Morphologie 
Présent : mahatsiaro
Passé : nahatsiaro
Futur : hahatsiaro
Impératif : mahatsiarova
Mots composés 
Proverbes 

Entrée mahatsiaro (tsiaro)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Taitra avy amin' ny torimaso tsy matory intsony: rehefa mahatsiaro izy, hilazako ianao [1.1]
 Mifoha amin'ny torimaso [1.13]
Explications en français S'éveiller [1.13]
Morphologie 
Présent : mahatsiaro
Passé : nahatsiaro
Futur : hahatsiaro
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/11