Entrée mahatsiarotsiaro (tsiarotsiaro (tsiaro))
Partie du discours adjectif
Morphologie 
mahatsiarotsiaro
nahatsiarotsiaro
hahatsiarotsiaro
Exemples 
1Nahatsiarotsiaro an' i Mahafasa erý Bina [Rajaonarivelo: Bina]
2Aza dia mahatsiarotsiaro lalandava ny lasa ianao, fa mampihetsika alahelo koa amin' ny ankizy izany ka hanahirana [Ravelomanana: Lalana]

Mis à jour le 2020/07/31