Entrée mahavara > mahavatra (vatra)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mahakarakara na mahakolokolo mandrakariva: Mahavatra manondraka ireo voninkazo ireoisa-maraina izy
Mahatozo amin' ny fanaovana izay hahasoa: Mahavatra mifoha amin' ny dimy maraina isan' andro izy mba hahandro vary ho an' ny vadiny [1.1]
Explications en anglais To support, to endure; to carry through [1.7]
Explications en français Supporter, endurer; persévérer [1.8]
Exemples 
1Tia asa saina fa tsy mahavatra asa ilana herim-batana [1.381]
2Misy dia mahavatra mianatra sy mandany fotoana miaraka aminay [2.445]
Morphologie 
Présent : mahavatra
Passé : nahavatra
Futur : hahavatra
Impératif : mahavara
Proverbes