| Entrée | 1 mahavelombelona |
| Radical | 2 velombelona |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Exemples |
4 mahavelombelona ahy ity tsio-drivotra ity (Cette brise me ranime)
[1.3#825]
5 Iray fanahy amin' ny lalitra izy ireny, ka ny maloto no mahavelombelona ny ainy [2.285#191] 6 misy olona mahavelombelona anao ny miaraka aminy, ary misy mahalozodozotra anao [2.296#112] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2026/02/26 |
|