| Entrée (1/2) | 1 mahavoky |
| Radical | 2 voky |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en anglais |
4 to satisfy with food
[1.7] |
| Explications en français |
5 rassasier; être suffisant pour rassasier
[1.8] |
| Exemples |
6 Katisoa no mahavoky anareo efa-dahy, hoy ilay tompon-trano;
[2.499#38]
7 Izay mahavoky ny kibo ihany ny Andriana, fa tsy mila vola, koa aoka ho Isan' ny mpanomponao. [2.895#32] 8 Ny fefiloha no mahavoky anareo ambaniandro fa ny rano no entina manetsa ny vary ary ny vary no mahavoky ny ambaniandro. [2.508#416] |
| Morphologie |
|
| Combinaisons | 12 2 expressions, toponymes, etc... avec ce mot |
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (2/2) | 14 Mahavoky |
| Mots élémentaires | 15 maha~, 16 voky |
| Partie du discours | 17 nom propre (toponyme) [Liste complète] |
| Vocabulaire | 18 Géographie: agglomérations |
| Anagrammes | mahavoky, Mahavoky |
| Mis à jour le 2026/03/07 |
|