|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  mahiratra
Radical  2 hiratra
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4 Mahita: Ny jamba sy ny mahiratra
5 Enti-milaza maso na saina mahita tsara, matsilo: Tsy azo fitahina iny fa olona mahiratra/ Mahira-tsaina
6 Enti-milaza mizana tsara izay mahita na dia lanjan-javatra faran' izay kely aza: Tsy misy tsy hitan' ny mizana mahiratra [1.1]
Explications en anglais  7 to have one's eyes open; to be able to see [1.7]
Explications en français  [1.8]
Combinaisons  8  2 expressions, toponymes, etc... avec ce mot

Entrée (2/2) 9  mahiratra
Partie du discours  10  verbe actif
Explications en malgache  11 [Antesaka] mitandrina [1.78]

Anagrammes  12 maharitra, mahiratra, 13 miharatra

Mis à jour le 2026/02/04