Entrée mailo
Partie du discours adjectif
Définition malgache Malina sady kinga maso, feno fitandremana: Aoka ho mailo tsara ianareo fa ny ratsy tsy kely lalana [Rajemisa 1985]
Traduction française prudent [Rajaonarimanana 1995]
Dérivations 
Exemples 
1Nefa aleo mailo ihany, fa ny mahery tsy maody tsy ela velona. [Andraina: I Vola]
2Aoka isika ho mailo rehefa misy olona madio eritreritra nefa voafitaka ka miteny hoe : « Io fianakaviana io, fantatro daholo ny momba azy, lazainy amiko daholo. [Wresinski: Mahantra]

Entrée mailo
Partie du discours nom
Traduction française  [Bara, Betsimisaraka] (« qui sent le pourri », contraction de maimbo : qui sent et lo : pourri). Solanum nodiflorum Jacq. (Solanaceae). Plante spontanée qu'on mange comme légume vert. [Boiteau 1997]
Vocabulaire 
Nom scientifique Solanum nodiflorum

Mis à jour le 2021/01/17