|
|
|
|

Entrée1  maingoka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Bibikely misy tanabeny roa mangeja eo anoloana, ary ny kibony miafara amin' ny rambo mifaingoka izay manindrona misy poizina [1.1]
Explications en anglais  4 a scorpion [1.7]
Explications en français  5 scorpion [1.3, 1.8]
Exemples  6  Any am-piandrasana omby any izy dia ataony mijaly sy mitondra faisana ery ny omby izay andrasany, mpampitondraka ny volim-bahoaka, mpilalao bibilava sy maingoka ary biby madinika. [2.588#]
Vocabulaire  7  Zoologie: invertébrés
Analogues  8  hefy, 9  mambambohitra
Article  10 Randzavola: maingoka ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  11 maingoka, 12 miongaka

Mis à jour le 2025/09/12