Entrée maivoka (aivoka)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Enti-milaza ny vary totoina indray mandeha ka mbola ny ampombo mahery ihany no vao afaka ary toa mbola misasaka ny akotry sy ny vary fotsy. (Intelo miantoana no itotoana ny vary vao fotsy tsara izy, ka ny vary voatoto voalohany ataohoe maivoka, ny faharoa tsaitsainy ary ny fahatelo fotsy
¶ Tenenina mafy: Nataony maivoka aho vao navelany [Rajemisa 1985]
Dérivations 

2013/03/08