|
|
|
|

Entrée1  makajany
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 [Tsimihety] Fomba fampanofana tanimbary ka ny tompony no miantoka ny masomboly ary isasahana ny vokatra rehefa tafaverina ny masomboly nosamborina [1.1]

Anagrammes  makajany, 4 manjaika, 5 miakanja, 6 mianjaka

Mis à jour le 2026/02/04