Entrée | 1 malaina |
Partie du discours | 2 adjectif |
Radical | 3 laina |
Explications en malgache |
4 [1.78] kamo, tsy mety [Sihanaka]
5 [1.1] Tsy mazoto homana: Malaina aho izany fa rehefa kelikely aho mihinana Tsy ta hanao na inona na inona fa satry ihany hipetrapetraka amin' izao: Aleo maty olo-malaina toy izay vaky vilany mianefitra |
Explications en anglais |
6 [1.2] lazy, idle, sluggish; unwilling 7 [1.7] lazy, indifferent, unwilling; having no appetite |
Explications en français |
8 [1.3] qui manque de goût, d'appétit, d'envie, qui est de mauvaise volonté, paresseux 9 [1.8] paresseux; qui manque de bonne volonté; qui n'a pas d'appétit |
Tous les mots composés |
|
Proverbes | 18 Proverbes contenant le mot malaina |
Anagrammes | 19 alamina, 20 lamaina, 21 malaina, 22 mianala |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |