Entrée | 1 malama maina |
Partie du discours | 2 locution |
Mots élémentaires | 3 malama, maina |
Explications en malgache |
4 [1.1] (miaraka mandrakariva amin' ny teny hoe tany): enti-milaza ny fiainana izay sarotra itondran-tena fa jerena toa mora andehanana nefa raha tsy mitandrina mety hamotraka |
Exemples |
5 [1.1] Tandremo fa malama maina ny tany ka tsy azo anaovana tongo-dovia 6 [2.499] Izany Iarivo izany, hono, ka malama maina. 7 [2.296] Nahatsiaro loatra manko izy fa " malama maina " ny lalantsika ety: koa mba may izy hiomana sy hitady fanefitra. |
Proverbes | 8 Proverbes contenant le mot malama maina |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |