Entrée mamadiditra (fadiditra (diditra))
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mangorona manodidina: Iza no namadiditra ity tady ity tamin'ny tongodavarangana?
¶ Mandadina amy, mifadiditra amy...: Mamadiditra amin'ny hazo ny vahy [Rajemisa 1985]
Définition française entortiller, rouler autour, entrelacer: Aoka hamadiditra ity tady ity amin' ny filanjana isika mba hanamafy azy (Entortillons cette corde autour du bras du palanquin pour le consolider) [Abinal 1888]
Morphologie 
mamadiditra
namadiditra
hamadiditra
mamadidira
Mots composés, titres, noms 

2017/07/12