| Entrée | 1 mamakiteny | 
| Partie du discours | 2 verbe actif | 
| Explications en malgache | 3   jereo mamaky teny [2.332] | 
| Exemples | 4   Ary hafatrafaro ny mpianatra hamakivaky matetika ity boky ity eo anatrehan'ny raiamandreniny, na hampamaky azy an'ireo raiamandreniny na zokiny mahay mamakiteny nefa efa tsy mianatra intsony any an-tsekoly.
[2.332] | 
| Anagrammes | 5 mamakiteny, 6 mamaky teny | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |