|
|
|
|

Entrée1 mamakitratra
Mots élémentaires  2mamaky, 3tratra
Partie du discours  4 nom
Explications en malgache  5 Halavan-drefy mitovy amin' ny fivelaran-tanana iray tonga hatreo amin' ny sasaky ny tratra (ny mamakitratra dia mitovy amin' ny indimin' ny zehy ) [1.1]
Explications en anglais  6 a measure from the middle of the chest to the fingertips, about a yard [1.7]
Explications en français  7 yard [1.4.fr#860, 1.8]
8 une demi-brasse [1.8, 2.415#6695]
9 mesure du milieu de la poitrine au bout des doigts [1.8]
10 de l' extrémité d' une main jusqu'au milieu de la poitrine, le bras étant déployé horizontalement. [2.415#6695]
Exemples  11 Ary ny tafondro ao misy faharoa sy mamakitratra; [2.366]
12 Ary ny halavan'ny trano misy ny basy faha 57 sy mamakitratra, 345 dia; [2.366]
13 ary nony nanezaka ny sasany dia nahafaka faharoa, ary ny sasany faharoa sy mamakitratra, ary ny sasany fahatelo, etc. [2.69]
Vocabulaire  14 Espace
Analogues  15 mamakytratra

Anagrammes  16 mamakitratra, 17 mamaky tratra

Mis à jour le 2025/11/02