Entrée mamandraka (fandraka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mandoaka amin' ny fandraka, mampiasa fandraka: Tsy mahay mamandraka akory ise izany
¶ Mandresy lahatra
¶ Mamita, mahatontosa [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to chisel, to mortice. [Richardson 1885]
 to chisel [Hallanger 1973]
Définition française ciseler, buriner [Hallanger 1974]
Morphologie 
mamandraka
namandraka
hamandraka
mamandraha

2011/07/18