|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mamandrika
Radical  2 fandrika
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Maka amin' ny alalan' ny fandrika: Mahafinaritra an' i zandry ny mamandri-borona rehefa any ambaniaohitra [1.1]
5 manao izay hahavoa amin-kafetsena [1.1, 1.13]
Explications en anglais  6 to ensnare, to lay a trap for. [1.2]
7 to trap [1.7]
Explications en français  8 tendre un piège [1.3#146, 1.8]
9 accaparer: Namandri-bary betsaka izy (Il a accaparé beaucoup de riz)
10 s'abonner: Mamandrika gazety (S'abonner à un journal) [1.3#146]
11 piéger [1.13]
Exemples  12  Mbola kely izy io dia mamandrika vorona ary dia mahazo! [2.606#]
13  Marina izany, hoy Ineny, sady raha mamandrika hianao, dia moramora kokoa ny vidiny. [2.332#]
14  namandri-borona aho ka nahazo fody folo (J'ai tendu un piège aux oiseaux et j'ai pris dix cardinaux) [1.3#146]
15  Matetika io mpianatra io no mamandrika an-dRamose amin' ny fanontaniana saro-baliana [1.3#146]
Morphologie 
16  Présent :
17  Passé :
18  Futur :
19  Impératif :
Tous les mots composés  20 mamandri-bary
Proverbes  21  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2)22  mamandrika
Radical  23 fandrika
Partie du discours  24  verbe actif
Explications en malgache  25 Mangorona: Mamandri-bary ny olona amin' ny fararano
26 Mividy mialoha zavatra tsy mbola vita na zavamaniry tsy mbola azo hanina: Efa nisy namandrika daholo ireto foto-kafe ireto ~ Mamandrika gazety ~ Tonga hamandrika ny dikisionera malagasy-malagasy aho, tompoko [1.1]
Explications en anglais  27 to subscribe to a periodical; to reserve a place or seat [1.7]
Explications en français  28 s'abonner; retenir une place, une chambre, etc [1.8]
Morphologie 
29  Présent :
30  Passé :
31  Futur :
32  Impératif :

Mis à jour le 2025/11/13