Entrée mamantsika (fantsika)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mandraikitra amin' ny fantsika: Ny iray firenena aminy ihany no namantsika an' i Kristy tamin' ny hazofijaliana
¶ Mitana mafy, mikiribiby amin' ny vidin-javatra lazaina [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to nail, to make fast with nails. [Richardson 1885]
 to nail [Hallanger 1973]
Définition française clouer [Hallanger 1974]
Morphologie 
mamantsika
namantsika
hamantsika
mamantsiha

Entrée mamantsika (fantsika)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Enti-milaza ny atody efa ho foy ka ahitana ohatra ny tevi-panjaitra menamena: Efa mamantsika ireto atody telo ireto [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to break or burst its shell, as a bird emerging from the shell. [Richardson 1885]
Morphologie 
mamantsika
namantsika
hamantsika

2011/10/27