Entrée mambitsika (bitsika)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Milaza zavatra malemy dia malemy ao ampoto-tsofin' ny olona iray (mambitsika olona): Nambitsika azy izy, dia lasa izy roa lahy [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mambitsika
nambitsika
hambitsika
mambitsiha

2010/05/14