Entrée mamboraka (boraka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Milaza ny zavatra miafina ao am-po: Namboraka tamiko ny fikasany hanao Mpiasan' Andriamanitra izy [Rajemisa 1985]
Traduction française délier, défaire, déballer, révéler, manifester [Abinal 1888]
Morphologie 
mamboraka
namboraka
hamboraka
mamboraha
Autres orthographes 
Exemples Fomban'ny mpikabary mahavoa tokoa: ilay mpihaino ihany no asainy mandinika sy mamboraka ny tian-kolazaina aminy. [Rahajarizafy: Kabary]

Entrée mamboraka (boraka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache mamelatra [SLP 1986]
Traduction française développer [SLP 1986]
Vocabulaire 
Morphologie 
mamboraka
namboraka
hamboraka
mamboraha

Mis à jour le 2020/11/01