| Entrée | 1 mamelona |
| Radical | 2 velona |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mahatongaho velona; manome aina: Ny fanahy no mamelona ny vatana
5 Miahy, mikarakara: Io Rangahy io no namelona anao fony kely 6 Mampaneno, mively: Iza no namelona ny lakolosy tao? 7 Mahatonga hirehitra, mampirehitra, mahatonga ho voasoritra tsara: Mamelon-jiro antoandro ry zareo ao avaratra / Izaho no vao namelona io soratra io fa efa saiky tsy hay novakina izy io tao. [1.1] 8 manome sakafo [1.13] |
| Explications en anglais |
9 to animate; to supply with the necessities of life, to support
[1.7] |
| Explications en français |
10 animer
[1.3, 1.8, 1.5] 11 nourrir [1.3, 1.13, 1.5] 12 entretenir [1.3, 1.8, 1.13] 13 ranimer; faire vivre [1.3, 1.8] 14 donner la vie [1.3, 1.13] 15 vivifier, remettre en vigueur [1.3] 16 allumer, mettre en marche [1.5] 17 sonner [1.3, 1.5] |
| Exemples |
18 ny fanahy ihany no mamelona ny vatana (c’est l’âme qui anime le corps)
[1.3]
19 Andriamanitra no mamelona ny olona rehetra (c’est de Dieu que dépend la vie des hommes, c’est Dieu qui nourrit les hommes) [1.3] 20 ny hafanan’ ny masoandro no mamelona ny zava-maniry (la chaleur du soleil vivifie les plantes) [1.3] 21 Idada no saina sy rivotra mamelona antsika! [2.499] 22 Mandritra izany fotoana rehetra izany, izy koa no mitarika sy mamelona ny resaka. [2.4] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 27 7 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 28 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|