Entrée mamesatra (vesatra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manome entana be lanja: Aza dia mamesatra olona foana
¶ Manototra: Tsy mety ny mamesatra hetra ny vahoaka fa mety hahasorena azy izany
¶ Manampy trotraka: Aza mandeha any aminy aloha sao dia mamesatra ny fahoriany ny fahitany anao [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mamesatra
namesatra
hamesatra
mamesara
Synonymes manavesatra

Mis à jour le 2020/07/31