|
|
|
|

Entrée1  maminany
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  vinany
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Milaza mialoha noho ny tsindrimandry: I Jeremia noanisan' ny naminany ny faharavàn' i Jerosalema
Manao vinany arakeviny fotsiny: Moa ve tsy efa naminany izao toe-javatra ankehitriny izao aho?
Explications en anglais  9  [1.7] to guess; to predict
Explications en français  10  [1.3, 1.8] deviner; prédire
11  [1.3] conjecturer, prophétiser
Exemples  12  [2.296#] Efa hatrany am-piondohan' ny olom-belona no nisian' ny mpihambo ho mahay maminany

Anagrammes  13  animinam, maminany, manimina, manimìna, naminamy

Mis à jour le 2025/08/10