Entrée | 1 mamongady |
Radical | 2 vongady |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mividy mitambatra Manavosa, manao antontany [1.1] |
Explications en anglais |
5 to sell at wholesale [1.7] |
Explications en français |
6 entasser, acheter en bloc [1.3] 7 vendre en gros [1.8] |
Exemples |
8 Tsy mba mivarotra any an-tsena anefa Ratelo, fa ny mpandafy no tonga eo isan-kerinandro mamongady ny vokatra rehetra, ka mitondra azy amin' ny sarety.
[2.332#]
|
Morphologie |
|
Vocabulaire | 13 Economie: commerce |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |