|
|
|
|

Entrée1  mamongatra
Radical  2  fongatra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mihady, mandoatra: Mamongatra harembe avy ao anaty tany ny mpihady volamena
Mamohafoha: Tsy misy tsy misento raha mamongatra ny lasa [1.1]
Explications en français  5  Sortir, extraire, fouiller, déterrer, produire au jour ; faire revivre, exhiber, manifester, révéler [1.3#184]
Exemples  6  Mahafinaritra ny mihaino tantara, fa hoatra ny mamongatra vola milevina. [1.437#]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Autres orthographes  11  manamongatra

Anagrammes  12 mamangotra, 13 mamongatra

Mis à jour le 2025/09/12