Entrée mamoritra (foritra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manorotoro, mikosoka: Mamoritra voaloboka amin' ny tanana
¶ Manery: Aza mamoritra anay fa mafana ny andro
¶ Mangeja, mangia: Tiany ny mamoritra ny tanan-jazakely ~ Namoritra azy loatra tamin' ny volany Rakoto ka nandositra izy
¶ Mampahory: Mamoritra ny madinika
¶ Mampilefitra, mampiketrona: Mamoritra rantsan-kazo ~ Hitsangana ihany aho fa mamoritra ny akanjoko ny mipetraka [Rajemisa 1985]
 mamolaka [SLP 1986]
Définition anglaise to fold up, to turn down, to wrap [Richardson 1885]
 to fold [Hallanger 1973]
Définition française plier [Abinal 1888, Hallanger 1974, SLP 1986]
Définition française replier, courber, recourber [Abinal 1888]
Morphologie 
mamoritra
namoritra
hamoritra
mamoreta

Entrée mamoritra (poritra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française écraser, presser, serrer, opprimer: Tandremo fandrao mamoritra ny tongotro ialahy (Prends garde de m'écraser les pieds) ~ Aza mamoritra ahy loatra amy ny volanao (Ne me pressez pas trop pour le payment de votre dette) ~ Aza mamoritra ny sandriko (Ne serrez pas mon bras) ~ Aza mamoritra anay, fa mafana ny andro (Nw nous pressez pas, ne nous serrez pas, parce qu'il fait chaud) ~ Namoritra ny vahoaka izany goverinora izany (Ce gouverneur opprimait le peuple) [Abinal 1888]
Morphologie 
mamoritra
namoritra
hamoritra
mamoreta, mamorita
Synonymes manaporitra

2014/09/09