|
|
|
|

Entrée1 mamosavy
Radical  2mosavy
Partie du discours  3 verbe actif
Explications en malgache  4 Manisy mosavy, mamorika, manimba ka mahafaty: Lazain' ny olona fa ilay olona tao atsimony, hono, no namosavy azy
Milaza ny tsy mety, toy ny, ohatra, milaza olontsy heny ho mpivady: Ranona itỳ mamosavy mihitsy; olona mpianadahy ireny ka ataonao hoe mpivady
Manao zavatra mety hahavoa: Mamosavy izay nanaparitaka ireto fanjaitra ireto teto amparafara?
Enti-milaza ny saka manana anaka [1.1]
Explications en anglais  5 to bewitch [1.2]
6 to practice withcraft, to cast a spell [1.7]
Explications en français  7 ensorceler, jeter un maléfice [1.8]
8 ensorceler, jeter un maléfice sur quelqu'un ou sur quelque chose. Beaucoup de maladies, notamment les psychopathies, mais aussi des maladies dont l'origine paraît suspecte, surtout celles qui se déclenchent brutalement, sont attribuées à de tels maléfices [1.196]
Exemples  9 Ny mamosavy hitan' olona, ka ampandoaviny vola, dia tsy lazalazainy, no atao hoe mividy laona. [2.293]
Morphologie 
10 Présent :
11 Passé :
12 Futur :
13 Impératif :
Vocabulaire  14 Croyances
Proverbes  15 Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02