Entrée mamositra (fositra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mandoaka, mandavaka: Hain' ny mpandrafitra ny hamositra ity hazo ity amin' ny homamanta
¶ Manodinkodina hazo maranitra ao anaty hazo hafa iray misy loaka mba hahazoana afo: Tsy mbola mahay mamositra ny hazo mba hiteraka afo Ikoto [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to ignite by friction. [Richardson 1885]
Morphologie 
mamositra
namositra
hamositra
mamosera

Entrée mamositra (fositra)
Partie du discours verbe actif
Définition anglaise  [Provincial] to thrust in, as a brand, etc., thrust into the fire [Richardson 1885]

Entrée mamositra (vositra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache  [Sihanaka] mamora [Rakotosaona 1972]
 Manala ny voa ao anatin' ny vihina ka mahatonga tsy hiteraka [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to castrate
¶ to nip off shoots [Hallanger 1973]
Définition française châtrer
¶ décapiter une plante [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Morphologie 
mamositra
namositra
hamositra
mamosera

2013/03/17