Entrée mamotitra (fotitra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mametraka zavatra mivadika, mampifamadika: Misy maso lavitra mamo titra ny sarin' ny zavatra jerena aminy
¶ Milaza olona roa izay olom-pady ho heny: Nahoana ity ianao no mamotitra anay mianadahy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to invert
¶ to curse, to vilify, to use opprobrious language. [Richardson 1885]
 to turn end for end [Hallanger 1973]
Définition française inverser [Hallanger 1974]
Morphologie 
mamotitra
namotitra
hamotitra
mamotera

2013/03/17