Entrée mamovoka (vovoka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mandrakotra vovoka: Mamovoka io tany mianjera io fa amboary
¶ Manetsika, mampibofoka vovoka, mampitera-jofo: Tandremo ny mamovoka rehefa mamafa trano
¶ Enti-milaza ny vovoky ny kitrotro izay miendaka amin' ilay marary ka manidina mifindra amin' ny mbola tsy voa: Mamovoka izao ny kitrotron' ny ankizy ka aza mbola mamangy any aminay aloha ianareo [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to cover with dust; to raise dust; to be dusty [Hallanger 1973]
Définition française couvrir de poussière; soulever la poussière; être poussiéreux [Hallanger 1974]
Morphologie 
mamovoka
namovoka
hamovoka

2013/03/18