Entrée mampando (ando)
Partie du discours   verbe actif
Traduction française   humecter, mouiller, tremper, arroser d'un peu d'eau [Abinal 1888]
Exemples   Ny ando dia nalain'ny mpaminany matetika ho fanoharana noho ny heriny hiditra sy hampando tany mangingina [Randzavola: Baiboly, page 45]
Morphologie  
mampando
mampandon'
mampandon-
mampandom-
nampando
nampandon'
nampandon-
nampandom-
hampando
hampandon'
hampandon-
hampandom-
mampandoa
Citations  

Mis à jour le 2014/09/06