Entrée mampihantona (hantona)
Partie du discours   verbe actif
Définition anglaise   to hang up; to bring about a pause, to suspend something [Hallanger 1973]
Définition française   suspendre; interrompre [Hallanger 1974]
Exemples   Amin' ireo trangan-javatra voalaza etsy ambony ireo, ny fampakaran-draharaha eo amin' ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana dia mampihantona ny fe-potoana tokony hamoahana ny lalàna hanan-kery. [Fanjakana: Lalam-panorenana]
Morphologie  
mampihantona
nampihantona
hampihantona
Mots composés, titres, noms  

Mis à jour le 2017/11/06