| Entrée | 1 mampody vady |
| Mots élémentaires | 2 mampody, 3 vady |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 enti-milaza ny fampakaram-bady taloha raha notsorina ny fanaovana azy ka ny ray aman-dreny roa tonta no irahin' ny fianakavian-drazazavavy hanatitra ny vodiondry ary tsy misy fanasam-be amoria-mpianakavy
6 mampiverina indray ny vady nisintaka 7 manao fanambadiana tsotra, tsy malaza [1.1] |
| Explications en anglais |
8 to marry a wife, but not to make it a time of feasting or rejoicing
9 to bring home again, or to try to do so, a wife who has been separated from her husband [1.2] 10 to bring one's wife back after almost separating [1.7] |
| Explications en français |
11 rappeler son épouse qui été séparée
12 épouser une femme sans aucune solennité extérieure [1.3] 13 ramener sa femme à la maison après s'être presque séparés [1.8] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|