Entrée manabodika (bodika)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mampisafotofoto, manodinkodina zavatra amin' ny teny atao ka tsy fantatra mazava izay lazaina: Loza ny hafetseny nanabodika ny hevitra fanony nivoaka avy eo, tsy nisy na iray aza nahatsiaro fa voafitaka [Rajemisa 1985]
Morphologie 
manabodika
nanabodika
hanabodika
manabodeha

2010/05/14