Entrée manabonoka (bonoka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manarona sy mandrakotra manodidina tanteraka: Nanabonoka ny zanany manavy Ravao [Rajemisa 1985]
Morphologie 
manabonoka
nanabonoka
hanabonoka

2010/05/14