Entrée manahaka (hahaka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache [ mañahaka ] [Tanala] manofa (vary, kafe, ets) [Rakotosaona 1972]
 Manely, manaparitaka: Iza no nanahaka ireto poti-taratasy ireto?
¶ Mahavery dia, mampihaha-kevitra: Tiany erỳ io kilalao io fa manahaka ny sainy, hono
¶ Manala baraka, manaratsy: Raha nieritreritra ianao, tsy tokony ho nanahaka ny tokantranontsika [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to scatter, to disperse [Hallanger 1973]
Définition française disperser, éparpiller [Hallanger 1974]
Morphologie 
manahaka
nanahaka
hanahaka
manahafa
Synonymes mañakake

Entrée manahaka (tahaka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mitovy (endrika, toetra amy...): Manahaka andreniny itỳ zaza itỳ fa tsy manahaka an-drainy [Rajemisa 1985]
Morphologie 
manahaka
nanahaka
hanahaka
manahafa

2013/03/18