Entrée manaiky (aiky)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Manao tsy misy fandavana, manaraka ny sitrapon' ny hafa: Manaiky ny lehibeny ny miaramila
Mitovy hevitra: manoa
¶ Mankasitraka, mankato: Manaiky ny hevitrao aho ~ Rehefa tsy miteny, hono dia manaiky, hoy ny tandrefana
¶ Mety: Tsy manaiky ny handeha izy
¶ Mandray: Tsy manaiky fanatitra na inona na inona izy
¶ Manome: Manaiky izay rehetra angatahin-Janany aminy Rasoa, hany ka nanjary mihanta be ny zanany
¶ Mitsotra, mibaboka: Tsy nanaiky ny helony ilay voampanga [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   to assent to, to agree to, to grant, to consent, to confess, to own, to submit to, to surrender. The reduplicate is manaikinaiky. [Richardson 1885]
   to agree; to obey; to profess a faith to agree reluctantly or under duress [Hallanger 1973]
Traduction française   consentir; obéir; confesser sa foi [Hallanger 1974]
Morphologie  
manaiky
nanaiky
hanaiky
maneke
Mots composés, titres, noms  
Citations  

Mis à jour le 2013/03/18