Entrée manakimpy (kimpy)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manakombona ny hodimaso ka manjary tsy mahita ny maso: Manakimpy ny masony havia izy [1.1]
Explications en français Fermer les yeux [1.3]
Exemples Tsy hitako izay hahafahako, ka sady miady amin' ny hivihivy no manakimpy maso aho no misotro, nisotro kely araka izay azo atao. [2.4]
Morphologie 
Présent : manakimpy
Passé : nanakimpy
Futur : hanakimpy
Impératif : manakimpia

Anagrammes 

Mis à jour le 2024/02/27