Entrée | 1 manako |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 ako |
Morphologie |
|
Explications en malgache |
7 [1.1] Manome ako: Manako itỳ trano itỳ izany 8 [1.13] misy tamberim-peo |
Explications en anglais |
9 [1.2] imp. and Rel. not used. To reverberate, to resound; to throw back an echo. |
Explications en français |
10 [1.3] faire écho 11 [1.13] résonner |
Exemples |
12 [2.4#] Fanampin' izany, manako aoka izany ilay trano. 13 [2.69#] Ary hoy Ranakombe : " Ihia lahy izao manako maha-may ahy izao! |
Anagrammes | 14 ankoma, anokam, komana, manako, mankao, manoka, mañoka, manokà, mokàna, nakaom, nakoam, namoka |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |