| Entrée | 1 manakolaka |
| Radical | 2 takolaka |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mitily, mihaino (olona) amim-pitampifiana ao ambadiky ny zavatra iray mba tsy ho hita: Nisy olona nanakolaka anao teny an-tsena fa tsy tsikaritrao
5 Misafelika, mihodivitra: Nanakolaka ny tranonay Ikoto mba hanampoka anay [1.1] |
| Explications en anglais |
6 to open the mouth of a dog for the purpose of pouring in the Tangena poison; to go by circuitous way; to seek an advantage, to smite an enemy, to circumvent.
[1.2] |
| Morphologie |
|
| Synonymes | 11 manatakolaka |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|