Entrée manakory (tao, akory)
Partie du discours   interjection [liste]
Définition malgache   Teny entina miarahaba sahala amin' ny "manahoana": Manakory aby ianareo? [Rajemisa 1985]
   [Bezanozano] manao ahoana! [Rakotosaona 1972]

2009/02/23