Entrée manakosina (kosina)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mandoto: Aza manakosina ny akanjonao amin' ny vovoka
Mampiaraka amin' ny olona tsy ampoka, fatritran' olona: Fadio ny manakosina ny zanakao amin' iny olona iny [1.1]
Morphologie 
Présent : manakosina
Passé : nanakosina
Futur : hanakosina
Impératif : manakosena

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20