|
|
|
|

Entrée1  mañalotralotra
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3 [Tanala] manalokaloka, manakotakona (jereo mañalotra): Voleo bonara ny tany kafe ba hañalotralotra anaje (voleo bonara (karazan-kazo) ny saha misy kafe voavoly mba hanalokalo azy) [1.78]

Mis à jour le 2026/02/04