| Entrée | 1 manamaina |
| Radical | 2 maina |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mahatonga ho maina: Ny hafanan' ny andro fotsiny dia manamaina lamba Mandritra, mahatankina: Nanamaina ny matsabory ny hainandro [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to dry [1.7] |
| Explications en français |
6 faire sécher, dessécher [1.8] |
| Exemples |
7 Miasà hananana, hoy izy, fa tsy manamaina.
[2.508#]
8 Ny hafanana sy ny setroka no manamaina azy. [2.117#] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|