Entrée manamanitra (hanitra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manao izay hahamanitra, hahatsara fofona: Manamanitra ny rivotra ny voninkazo. / Mahandro vary ho masaka tsara [Rajemisa 1985]
Morphologie 
manamanitra
nanamanitra
hanamanitra
manamanira

2010/05/14