Entrée | manamboatra (voatra) | ||||||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||||||
Définition malgache | Manao, manome endrika: Manamboatra trano ¶ Manomana, mikarakara: Manamboatra nahandro ¶ Mandamina, mandrindra: Izy no nanamboatra ny adinay [Rajemisa 1985] | ||||||||||||
Définition anglaise | to arrange, to prepare; to repair [Hallanger 1973] | ||||||||||||
Définition française | arranger: préparer; réparer [Hallanger 1974] | ||||||||||||
Morphologie |
| ||||||||||||
Synonymes | mamboatra | ||||||||||||
2010/05/14 |
![]() |