Entrée manampirina (ampirina)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Mandamina, mandahatra: Manampirin-trano isa-maraina izy
¶ Mametraka amin' ny toerany avy: Andraso fa mbola hanampirina ireto bokiko ireto aho [Rajemisa 1985]
Morphologie  
manampirina
nanampirina
hanampirina
Synonymes   mampirina

Mis à jour le 2010/05/14