Entrée mananasy
Partie du discours   nom
Définition malgache   Karazan-javamaniry mamoa misy raviny matsilotsilo ary hodiny matevina marokoroko: Voankazo be ranony ny mananasy
¶ "Ilay boka mitaingin-tseza" no filaza ny mananasy amin' ny ankamantatra [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   a pineapple [Hallanger 1973]
Traduction française   ananas [Hallanger 1974]
Vocabulaire  
Origine   Français: ananas.
Citations  
Illustrations  

Mis à jour le 2012/06/15